|
|
|
|

Teny iditra1  sikidy alanana
Singan-teny  2 sikidy, 3 alanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy. [1.1]
Voambolana  6  Finoana
Mpanahaka  7  sikidyjoria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02